FANOMEZANA (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Manomeza ho an'Andriamanitra)×2Manànà fo madio,manànà fo mazoto
Manànà fahalemem-panahy sy fahazavan-tsaina
(N'inona n'inona atao,ataovy am-pitiavana izany)×2
(N'inona n'inona atao,ataovy am-pifaliana izany)×2
(F'izany no sitraky ny Ray,eo am-panaovana ny asany)×2
(Koa 'ndeha araraoty ny fotoana omen'ny Tompo anao)×2
(Ny fiainana an-tany)
Ny fiainana an-tany dia mandalo ihany e
Esory avokoa ireo adiadin-tsaina
Fenoy fifaliana ary esory ny hakiviana e
Diovy ny fo dia hahita an'ny Tompo
A/C : MR TAFITA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 253
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 16/07/2023 15:54