Ampidiro aloha ny tenimiafina
FANOMEZANA (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Manomeza ho an'Andriamanitra)×2
Manànà fo madio,manànà fo mazoto
Manànà fahalemem-panahy sy fahazavan-tsaina anwduoel
(N'inona n'inona atao,ataovy am-pitiavana izany)×2
(N'inona n'inona atao,ataovy am-pifaliana izany)×2
(F'izany no sitraky ny Ray,eo am-panaovana ny zjllamkb asany)×2
(Koa 'ndeha araraoty ny fotoana omen'ny Tompo anao)×2
(Ny fiainana an-tany)
Ny fiainana an-tany dia mandalo qlizgs tononkira.serasera.org ihany e
Esory avokoa ireo adiadin-tsaina
Fenoy fifaliana ary esory ny hakiviana e
Diovy ny fo dia hahita an'ny Tompo
A/C : MR TAFITA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 560
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 16/07/2023 15:54