Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fanoloran-tena (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lqed Ezekiela 33: 11
Inty aho ilay maditranao
Inty aho ilay nihodina taminao
Marobe ireo ota izay natao Tompo ô!
Mivalo aminao ka raiso aho,raiso aho,raiso aho Tompô!
Hebreo 10: 16_18
Ka hoy izahay miara_miredona aminao hoe Tompo ô!
Handeha aho,handeha hitory Anao
Handeha aho,n'aiza tononkira.serasera.org hanirahanao ahy
Vonona aho handeha na aiza aleha Tompo qofqjzc cnldez ô!
Inty aho,iraho aho,iraho aho,iraho aho Tompo ô!
A/C: Mr Tafita

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 688
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 26/05/2023 17:55