100% (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ho fantatrao fa
Jesosy ihany no hany lalana sy fahamarinana
Ka indro ambarako anao fa
Mbola tsy miiova ny fitiavany anao ka
Aza variana!
Ref: Fa mbola tsy miova eh!
Fa hamafisiko hatrany
tononkira.serasera.org Ny famindrampony aminao an!an!an!an!
Koa miverena ao an-tranondRainao
Fa ny fanantenako dia zato isan-jato
Fa raha ho avy ny andro cdoma iray an!an!an!an!
yjmfczr Handova fiainana mandrakizay
Tiako ho fantatrao fa
Jesosy ihany no hany fiainana sy fahasambarana
Ka indro ambarako anao fa
Mbola tsy miova ny fitiavany anao ka
Aza variana!
A/C : Pr jxbw Tafita
Jesosy ihany no hany lalana sy fahamarinana
Ka indro ambarako anao fa
Mbola tsy miiova ny fitiavany anao ka
Aza variana!
Ref: Fa mbola tsy miova eh!
Fa hamafisiko hatrany
tononkira.serasera.org Ny famindrampony aminao an!an!an!an!
Koa miverena ao an-tranondRainao
Fa ny fanantenako dia zato isan-jato
Fa raha ho avy ny andro cdoma iray an!an!an!an!
yjmfczr Handova fiainana mandrakizay
Tiako ho fantatrao fa
Jesosy ihany no hany fiainana sy fahasambarana
Ka indro ambarako anao fa
Mbola tsy miova ny fitiavany anao ka
Aza variana!
A/C : Pr jxbw Tafita
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 927
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sirax
Daty : 11/02/2023 09:59
