Soa ihany aho (FEOMAFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref :
Soa ihany aho Jesoa nampahoriana
Nianarako ny didinao
Fa raha ty izany aho varina
Mety ho tsy nahalala anao
Soa ny fitiavanao Jesoa
Ka nahatonga izany
Afa ny fitantananao
Ho fiadanana hatrany

1 - Soa ihany aho Jesoa fa tsy salama
Ka nitady fitsaboana
Fa raha tsy izany dia adalana
No nianako eny fona

Sao ihany aho Jesoa nangirifiry
Ka nahatsiaro ny fisinao
Fa raha tsy izany angamba impiry
No efa nanadinoako Anao


2- Soa ihany aho Jesoa fa de nalaky
Nifanena taminAo
Fa raha tsy izany
Hatraiza re,
Ny amafin´ny avom-pahotako


Sao ihany aho Jesoa nangirifiry
Ka nahatsiaro ny fisinao
Fa raha tsy izany angamba impiry
No efa nanadinoako Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEOMAFI
Vangy : 99
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mientana92
Daty : 01/08/2024 18:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0765