NY TOMPO TIA ANAO (FEOMAFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatrao tokoa ve ilay Jesoa
Fantatrao tokoa ve ilay Jesoa
Izy no tonga hitady sy hamonjy anao
Hanafaka sy handrava ny gadranao.

Ny Tompo anie ka tia anao
Izy anie nwhpyn ka tsy mandao
Koa raha zoexh mety ianao
Anio
Avia tononkira.serasera.org manatona dia ho tonga madio.

Efa dhhnbq ela Izy no niandry anao
Fa ianao no mbola be lalao
Nanarapo tamin'ny rendrarendra
Tsy nahatsapa tena fa voageja.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0856