Fitiavan-dRay (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana mahafitra ho mandrakizay
Nasehony´ilay Andriamanitra Ray
Izao izay tononkira.serasera.org mpanota tsy mendrika
Nefa nafoinao ´lay Jesoa zanakao
1- Andriamanitra mahagaga
Ary koa mpanolotsaina
Andriamanitra mahery ianao
Rain´ny mandrakizay
Andrian´ny ybubmf fiadananao
Ny fanapahana dia eo an-tsorony
jkrot Dera sy laza anie sy voninahitra
Ho anao ry Tomponay
Ho mandrakizay
2- Mpanjaka ny mpanjaka
Sy Tompon´ny Tompo
Lehibe tokoa ny voninahitrao
Kanefa nahafohinao
Ny seza fiandriananao
Mba hamonjena anay enke mpanota ety.
Dera...
.
Nasehony´ilay Andriamanitra Ray
Izao izay tononkira.serasera.org mpanota tsy mendrika
Nefa nafoinao ´lay Jesoa zanakao
1- Andriamanitra mahagaga
Ary koa mpanolotsaina
Andriamanitra mahery ianao
Rain´ny mandrakizay
Andrian´ny ybubmf fiadananao
Ny fanapahana dia eo an-tsorony
jkrot Dera sy laza anie sy voninahitra
Ho anao ry Tomponay
Ho mandrakizay
2- Mpanjaka ny mpanjaka
Sy Tompon´ny Tompo
Lehibe tokoa ny voninahitrao
Kanefa nahafohinao
Ny seza fiandriananao
Mba hamonjena anay enke mpanota ety.
Dera...
.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEOMAFIVangy : 522
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mientana92
Daty : 16/07/2024 09:39
