Fitiavan-dRay (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana mahafitra ho mandrakizay
Nasehony´ilay Andriamanitra buzpla Ray
Izao izay mpanota tsy mendrika
tononkira.serasera.org elwkkvoq Nefa nafoinao ´lay Jesoa zanakao
1- Andriamanitra mahagaga
Ary koa mpanolotsaina
Andriamanitra mahery ianao
Rain´ny sydkzvh mandrakizay
Andrian´ny fiadananao
Ny fanapahana dia eo an-tsorony
Dera sy laza anie sy voninahitra
Ho anao ry Tomponay
Ho mandrakizay
2- Mpanjaka ny mpanjaka
Sy Tompon´ny Tompo
Lehibe tokoa ny voninahitrao
Kanefa nahafohinao
Ny seza fiandriananao
Mba hamonjena anay mpanota ety.
Dera...
.
Nasehony´ilay Andriamanitra buzpla Ray
Izao izay mpanota tsy mendrika
tononkira.serasera.org elwkkvoq Nefa nafoinao ´lay Jesoa zanakao
1- Andriamanitra mahagaga
Ary koa mpanolotsaina
Andriamanitra mahery ianao
Rain´ny sydkzvh mandrakizay
Andrian´ny fiadananao
Ny fanapahana dia eo an-tsorony
Dera sy laza anie sy voninahitra
Ho anao ry Tomponay
Ho mandrakizay
2- Mpanjaka ny mpanjaka
Sy Tompon´ny Tompo
Lehibe tokoa ny voninahitrao
Kanefa nahafohinao
Ny seza fiandriananao
Mba hamonjena anay mpanota ety.
Dera...
.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEOMAFIVisites : 559
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mientana92
Date : 16/07/2024 09:39
