You are here: home > Tononkira > FEOMAFI

Fahavalo resy (FEOMAFI)

https://tononkira.serasera.org/hira/feomafi/fahavalo-resy-3

1- Satria jesoa no mitantana anay
Mivaoka mpandresy izahay
Amin'ny ady ifanaovanay
Sy ilay ratsy hatrizay
Novidin'i Jesoa tamin'ny rany
Teo amin'ny hazo fijaliana
Efa azy izao ny fahefana ka lasa lasa
Miala satana

REF: Amin'ny anaran'i Jesoa Kristy
Ry ilay satana zory ny dî
Fahavalo resy ianareo mandeana
Miala satana
Miala satana, miala
Miala satana

2- An-taona marobe no ntononkira.serasera.organjakana
Nampididoza fahotana
Olo-marobe no indray voatana
Nobabohin'ilay satana
Soa fa tonga ianao ry Jesoa
Nanavotra ny olonao
Noho I Jesoa no ilazana
Fa lasa lasa miala satana.

Ref:

3- Ry miasa fatratra miasa mafy
Sahirana ory, mijaly
Avy manantona an'i Jesoa
Hovonjeny havako ô !
Fa izao hanome fitsaharana
Hoy Jesoa re ry namana
Tonga izao ny fahefana
ka lasa lasa miala satana.

Ref:

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : FEOMAFI
Mpamaky : 409
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mientana92
Tamin'ny : 19/11/2018 20:27:18
ID : 11152

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo