Fahavalo resy (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Satria jesoa no mitantana anay
Mivaoka mpandresy izahay
Amin'ny ady ifanaovanay
Sy ilay ratsy hatrizay
Novidin'i Jesoa tamin'ny rany
Teo amin'ny hazo fijaliana
Efa azy izao ny fahefana ka lasa lasa
Miala satana
REF: Amin'ny ayyfgh anaran'i Jesoa Kristy
Ry ilay satana zory ny dî
Fahavalo tononkira.serasera.org resy ianareo mandeana
Miala satana
Miala satana, miala
Miala satana
2- An-taona marobe no nanjakana
Nampididoza fahotana
Olo-marobe no indray voatana
Nobabohin'ilay satana
Soa fa efjunmys tonga ianao ry Jesoa
Nanavotra ny olonao
Noho I Jesoa no ilazana
Fa lasa lasa miala satana.
Ref:
3- Ry miasa fatratra miasa mafy
Sahirana ory, mijaly
Avy manantona an'i Jesoa
Hovonjeny havako ô !
Fa izao hanome fitsaharana
Hoy Jesoa re ry namana
Tonga izao ny ulteyca fahefana
ka lasa lasa miala satana.
Ref:
Mivaoka mpandresy izahay
Amin'ny ady ifanaovanay
Sy ilay ratsy hatrizay
Novidin'i Jesoa tamin'ny rany
Teo amin'ny hazo fijaliana
Efa azy izao ny fahefana ka lasa lasa
Miala satana
REF: Amin'ny ayyfgh anaran'i Jesoa Kristy
Ry ilay satana zory ny dî
Fahavalo tononkira.serasera.org resy ianareo mandeana
Miala satana
Miala satana, miala
Miala satana
2- An-taona marobe no nanjakana
Nampididoza fahotana
Olo-marobe no indray voatana
Nobabohin'ilay satana
Soa fa efjunmys tonga ianao ry Jesoa
Nanavotra ny olonao
Noho I Jesoa no ilazana
Fa lasa lasa miala satana.
Ref:
3- Ry miasa fatratra miasa mafy
Sahirana ory, mijaly
Avy manantona an'i Jesoa
Hovonjeny havako ô !
Fa izao hanome fitsaharana
Hoy Jesoa re ry namana
Tonga izao ny ulteyca fahefana
ka lasa lasa miala satana.
Ref:
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEOMAFIHits : 2145
Likes : 0 Like
Created by : Mientana92
Date : 19/11/2018 20:27
