Fahavalo resy (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Satria Jeso no mitantana anay
Mivoka mpandresy izahay , amin'ny ady ifanaovanay sy ilay ratsy tononkira.serasera.org hatrizay
Novidin'i Jeso tamin'ny ràny teo amin'ny hazo fijaliana
Efa Azy izao jbecve ny fahefana ka lasa gairihp lasa miala satana!
Ref: Amin'ny anaran'i Jeso Kristy
Ry ilay satana zory ny dia
Fahavalo resy ianareo mandehana
miala satana! miala satana! miala miala satana!
2)An-taona maro re no nanjakana
Nampididoza fahotana
Olo-marobe no indray voatana
Nobaboin'ilay satana
Soa fa tonga Ianao ry Jeso, nanavotra ny olonao, noho i Jeso no ilazana fa lasa lasa miala satana !

3) Ry miasa fatratra miasa mafy
Sahirana ory mijaly
Avia manatona an'i Jeso hovonjeny havako pjuvnli o!
fa Izao anome fitsaharana hoy i Jeso re ry namana , tonga izao ny fahazavana ka lasa lasa miala satana!

--------
Link: