Vaovao mahafaly (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hafatra soa lazainay ha,ha!
Jesosy avao rô izany a!
Toriana, lazaina eran-tany ha,ha!
Mba ho scpkzlr toa ny fanjakany a!

1/
'Zay mantsy nolazainy, hatrany am-paran'ny tany
Torio, lazao ho ren'izao tontolo izao

Ny hafatra soa lazainay ha,ha!
Jesosy avao rô izany a!
Toriana, lazaina eran-tany ha,ha!
Mba ho toa ny fanjakany a!

2/
Ao 'reo zay tsy mahalala,
tario ho ao am-bala
Ho iray ihany ny dia ao amin'ny kristy

Ny hafatra soa tononkira.serasera.org lazainay ha,ha!
Jesosy avao rô izany a!
Toriana, lazaina eran-tany ha,ha!
Mba ho toa ny fanjakany a!

3/
Sarotra mantsy ny dia,
nefa tsy thpubqsf kivy satria
Andry afo no eo aloha, andry rahona soa

Ny hafatra soa lazainay ha,ha!
Jesosy avao rô izany rhnzk a!
Toriana, lazaina eran-tany ha,ha!
Mba ho toa ny fanjakany a!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FI
Vangy : 374
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 31/12/2024 07:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0418