Tefeo ny finoako (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tefeo ny finoako
1/Nokoloinao ho mpanompo, Mahatoky (ireto zanakao)
Notefenao, hahay hahazaka,ny mangidy(sy ny mamy)
Nandrato avy hatrany, nampitaihany koa, lay teninao (Mahavelona)
Na sarotra ny dia, nitrakafaTia ho famonjena
Teny an-dalana teny, nandalo rahom-bava,
Teo ianao Jesô,
Nandalo hafaliana,...fahasoavana
teo ianao Jesô
Namihina anay, tsy holavo, tsy irery izahay
Ref ehrt :
Jesôsy o! tefeo ny finoako
Tsy ho voahozongozona,
Maro anie ny hetraketrakin'ny tany, mapihemotra
Jesôsy o! Tefeo ny finoako
Tsy hovoahozongozona,
Maro anie ny tsy faly Aminao,
Rehefa Ianao no ambara
2/Notorianay na aiza aleha, ny Anaranao (Ianao Mpanjaka)
Tsy miova,ny anio, mandrakizay (Ianao Jesô o!)
Fa misy tononkira.serasera.org ireo mino, ny famonjena, ka voavonjy (olom-baovao)
Reo jyzxzrcn minia kosa, ... mikiribiby, nenina foana.

Ref :

Maro anie ny tsy faly vpmxrjl Aminao,
... Rehefa Ianao no ambara
... Rehefa Ianao no toriana
... Rehefa Ianao no deraina
....Rehefa Ianao no ambara
A/C RAKOTOMALALA Clément FANANTENANA ANTSA-FI Nov2017

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FANANTENANA ANTSA-FIHits : 388
Likes : 1 Like
Created by : Touknambs
Date : 06/01/2025 08:44