Ry olona ô (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ qvqr Ry olona ô
Ry olona ô, ho aiza moa ianao?
Amin'ity fiainana mandalo
Miantso anao Jesosy Tomponao
Modia re raha tononkira.serasera.org sitrakao x2

Ref :
Tsy mbola vonona ihany ve ianao
Fa ny Tompo sasa-miandry anao
Hiverina ao aqobr am-balany izao
Mba modia re ianao
Mbola be ny adidy izay miandry anao
Lavitra sy sarotra ny làlanao
Nefa raha matoky sady mino ianao
Dia hovonjen'ny Tomponao

2/ Ny misalasala mba fadio
Fa tapahony hevitrao anio
Raha Jesosy nofinidinao
Ho sambatra sy tretrika ianao x2

Ref :
Tsy mbola vonona ihany ve ianao
Fa ny Tompo sasa-miandry anao
Hiverina ao am-balany izao
Mba modia re ianao
Mbola be ny adidy izay miandry anao
Lavitra sy sarotra ny làlanao
Nefa raha matoky sady mino uquf ianao
Dia hovonjen'ny Tomponao x2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FI
Vangy : 337
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 13/01/2025 09:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0364