Akaikinao (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akaikinao
1. Akaikinao no tiako Ray malalaô!
Anilanao no faniriako tsy hiala
Tazomy aho hifIkitra Aminao
Mandrakizay, mandrakizay
Ho Anao (mandrakizay)
Ref : Na hiala aminao aza izao tontolo izao
Zaho kosa tsy hiala Aminao doria
Jesosy ô!
Ianao no fidiako eny Jesô
Ho Anao aho Jeso malala lpxshn ô
2. bxleii He sambatra aho ozshkwvm Jesosy Ray malala ô
Ny sandrinao mahery iriko tsy hiala
Hisarika hay ho tononkira.serasera.org eo an-tongotrao
Mandrakizay, mandrakizay
Ho Anao (mandrakizay)
Ref : ...
3. Jesosy Tompo he sambatra aho satria
Ny lapanao no nodiovinao ho hay mpania
Anilanao akaikinao doria
Mandrakizay, mandrakizay
Ho Anao (mandrakizay)
Ref : ...
1. Akaikinao no tiako Ray malalaô!
Anilanao no faniriako tsy hiala
Tazomy aho hifIkitra Aminao
Mandrakizay, mandrakizay
Ho Anao (mandrakizay)
Ref : Na hiala aminao aza izao tontolo izao
Zaho kosa tsy hiala Aminao doria
Jesosy ô!
Ianao no fidiako eny Jesô
Ho Anao aho Jeso malala lpxshn ô
2. bxleii He sambatra aho ozshkwvm Jesosy Ray malala ô
Ny sandrinao mahery iriko tsy hiala
Hisarika hay ho tononkira.serasera.org eo an-tongotrao
Mandrakizay, mandrakizay
Ho Anao (mandrakizay)
Ref : ...
3. Jesosy Tompo he sambatra aho satria
Ny lapanao no nodiovinao ho hay mpania
Anilanao akaikinao doria
Mandrakizay, mandrakizay
Ho Anao (mandrakizay)
Ref : ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 440
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 05/03/2025 09:37
