Akaikinao (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akaikinao

1. Akaikinao no tiako Ray malalaô!
Anilanao no faniriako tsy hiala
Tazomy aho hifIkitra Aminao
Mandrakizay, mandrakizay
Ho Anao (mandrakizay)


Ref : Na hiala aminao xvaybczk aza izao tontolo izao
Zaho kosa tsy hiala Aminao doria
Jesosy ô!
Ianao no fidiako eny Jesô
Ho Anao sqpgx aho Jeso malala ô

2. He sambatra aho Jesosy Ray malala ô
Ny sandrinao mahery iriko tsy hiala
Hisarika hay ho eo nqorwqpd an-tongotrao
Mandrakizay, mandrakizay
Ho Anao (mandrakizay)

Ref : ...

3. Jesosy Tompo he sambatra aho satria
Ny lapanao no nodiovinao tononkira.serasera.org ho hay mpania
Anilanao akaikinao doria
Mandrakizay, mandrakizay
Ho Anao (mandrakizay)

Ref : ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FANANTENANA ANTSA-FI
Hits : 443
Likes : 1 Like
Created by : Touknambs
Date : 05/03/2025 09:37
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0615