Te-hidera (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))

1. Mangetaheta anao ny fanahiko
Mangetaheta anao ny fiainako ou ou...
Mangetaheta anao ny vavako
Mangetaheta anao zany tenako ou ou...


Masina anie ny anaranao
Masina ny hatsaranao
Masina ny fitiavanao...ou ou
Masina ny fanjakanao
Masina ny voninahitrao
Faly ny fo midera anao :


Ref :

Te-hTsiky dia ampyidera ny Tompo aho e...Hankalaza
Te-hidera ny Tompo aho e...Hiantso ny anarany
Te-hidera ny Tompo aho e...Hankalaza
Te-hidera ny Tompo aho e...Hiantso mafy ny anarany


2. Fenoy ny fanahinao ny fanahiko
Fenoy (ny) fanahimasinao zany tenako...ou ou
Rakofy ny elatrao ny fiainako
Fenoy (ny) fahasoavanao aho Raiko ô ô !

Mpihira : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)
Mpamaky : 68
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : fenosambatraelyse
Tamin'ny : 02/09/2021 10:52:36
ID : 13647

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo