Noely Gloria (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Vaovao mahafaly ambara xkpgu antsika androany
(Noely, Noely)
Teraka ho antsika anio ilay Mpaminany
(Noely, Noely)
Hafalian'ireo Anjely any an-danitra
Miravoa ry ambàny lanitra
Ref :
Gloria, Gloria, Gloria)
Noely, Noely)..........In exelsis Deo
2. ytkb Hazavana lehibe mitondra famonjena
(Noely, Noely)
No indro fa miposaka tononkira.serasera.org avy nvnjzbc ao Betilehema
(Noely, Noely)
(Noely, Noely)
Teraka ho antsika anio ilay Mpaminany
(Noely, Noely)
Hafalian'ireo Anjely any an-danitra
Miravoa ry ambàny lanitra
Ref :
Gloria, Gloria, Gloria)
Noely, Noely)..........In exelsis Deo
2. ytkb Hazavana lehibe mitondra famonjena
(Noely, Noely)
No indro fa miposaka tononkira.serasera.org avy nvnjzbc ao Betilehema
(Noely, Noely)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Vangy : 1766
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fenosambatraelyse
Daty : 02/09/2021 12:52
