Mitsangana Mandehana (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kkkpts 1. Miantso anao ny Tompo ka mitsangàna
Ndeha ianao, tononkira.serasera.org mitsangana Mandehana
Matokia, tsy irery ianao
F'izy anie, hialoha ny lalanao (anao)
Ref:
Mitsangana mandehàna, ka mitoria
Ataovy tonga mpianatro ny firenen-drehetra
Ialao ny taninao........O ô ô ô
Ndehana izao de izao....O ô ô ô
Fa ny finoanao..........O ô ô ô
No nahavonjy anao.......O ô ô ô
2. Ndeha hanompo, fa sedlt tsy hotompoina
Hitandrina ny didiko, no anirahako anareo
Ampianaro, manerana ny tany
Izay nampanaoviko sy nandidiako anareo....O wsgmmcr ô ô ô

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Vangy : 835
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fenosambatraelyse
Daty : 02/09/2021 12:52