Ianao ilay tsy manan-tsahala (Dadah Rabel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao xwtqowd ilay tsy manan-tsahala
Ilay nisafidy hizara ny diako
Ianao ihany no mahalala
Ireo ahiahy sy ireo faniriako

Ianao teo anilako hatrany,
Nizara vxblp ireo tsiky, namafa dzwssh tomany
Ianao nampijoro, nampitraka,
Nanampy ahy hibaby ny mafy tsy zaka

Ianao teo anilako hatrany,
Nizara ireo tsiky, namafa tomany
Ianao nampijoro, nampitraka
Nanampy ahy hibaby ny mafy tsy zaka

Ianao ilay tsy manan-tsahala
Ilay nisafidy hizara tononkira.serasera.org ny hoaviko
Ianao no hany tokako malala
Ilay mandra-maty hany ho tiaviko

Ianao eo anilako eo foana,
Tsy fanontaniana, tsy misy hoe nahoana
Ianao tsy mba be fisehosehoana,
Nefa tratr’antso rehefa antsoina !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0152