Miomàna (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miomana, aza tzir mianahana
efa lera anie izao
sao sondriana ianao ô!ô!ô!
de areheto, ny zzeixhdf solika fitaiza
refeso hoe hatraiza
ny faharetanao

Sao tsy haharitra mandram-pahatonga ny mpampakatra
eo ianao tononkira.serasera.org vao ihanahana
hoe aiza indray no aumxng ividy e
tano mafy fikiro izay eo am-pelantananao
sao hisy handrombaka, ny satro-boninahitra
Fikiro mafy e, eeeeeeeeeee

Mihevera, akaiky anie ny lera
omany dieny izao
sao variana ianao ô!ô!ô!
de areheto, ny solika fitaiza
refeso hoe hatraiza
ny faharetanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1993