Mahery ny Tsitoha (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

https://tononkira.serasera.org/hira/cnff-chorale-ny-feo-fihavaozana-flmak-ambohimena-antsirabe/mahery-ny-tsitoha

Jeesosy, Jesosy, jesosy mpanjakanay
Izy no andry, hapinga sy hery fiarovana ho anay

Izy ilay mpanjakatsika
Natolony ny ainy hamonjy ahy sy anao
Izy ntononkira.serasera.orgo Ray tsara indrindra
Mahery ny Tsitoha ka tokin'ny fo

Tonga teto an-tany, lay iray mpiahy ny zanak'ondry
lay mora fo indrindra nisolo heloka sy ny otanao

A/C : Andriamparany

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)
Mpamaky : 127
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Valova
Tamin'ny : 14/10/2020 19:46:31
ID : 13109

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo