Jesoa Mpanavotra (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

https://tononkira.serasera.org/hira/cnff-chorale-ny-feo-fihavaozana-flmak-ambohimena-antsirabe/jesoa-mpanavotra

Andriamanitra ô Ray be fitiavana
miondrika mitsaoka anao zahay
fa voadio sy voavela heloka
ka sambatra ny fo saina fanahy

isaoranay ny Tompo izay nanavotra
nitsotra tanana izy hamonjy anay
katononkira.serasera.org na dia lavo noho ny ota aza izahay
hitsangana tantananao ry Ray

Nniady mafy ilay satana rafinay
nihoman-kandresy hambabo  ny fanahy
soa fa teo ianao Jeso mpanavotra
nanangana ahy mba tsy ho fefika

A/C : Andriamparany

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)
Mpamaky : 114
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Valova
Tamin'ny : 14/10/2020 19:46:29
ID : 13108

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo