Ampidiro aloha ny tenimiafina
FIADANANA (Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto izahay mpianakavy
Tafavory iray an-tranonao
Mifandray tanana ho mari-pihavanana
Mpiray tam-po fvdpgd tsy misy hafa
Mivondrona ao tktobuuf amin’i Kristy izahay
Mitambatra ho tononkira.serasera.org vatana iray
Miombo-kafaliana amin’ny fanasana masina
Sakafo aroson’izy Ray ho anay
Indreto izahay nantsoinao
Ho vahoaka masina navotanao
Mitory ny fitiavana mba ho fanasina
Tsy misy hafa samy zanakao
A/C : emfwtmy Nivo
Tafavory iray an-tranonao
Mifandray tanana ho mari-pihavanana
Mpiray tam-po fvdpgd tsy misy hafa
Mivondrona ao tktobuuf amin’i Kristy izahay
Mitambatra ho tononkira.serasera.org vatana iray
Miombo-kafaliana amin’ny fanasana masina
Sakafo aroson’izy Ray ho anay
Indreto izahay nantsoinao
Ho vahoaka masina navotanao
Mitory ny fitiavana mba ho fanasina
Tsy misy hafa samy zanakao
A/C : emfwtmy Nivo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)Vangy : 763
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Laurius
Daty : 07/09/2023 19:57
