VONINAHITRA ANIE (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
seiubin Voninahitra qrde anie, ho tononkira.serasera.org an’ilay zanak’ondry masina
Fa izy irery ihany, no mendrika handray
Ny saotra bcijgp sy ny dera, ary haja
Voninahitra,ho anao
Ry Tomponay
Mpanjakanay
Fa ianao no masina mandrakizay
Fa ianao no mendrika, mendrika hipetraka eo amin’ny seza fiandrianana
Fa izy irery ihany, no mendrika handray
Ny saotra bcijgp sy ny dera, ary haja
Voninahitra,ho anao
Ry Tomponay
Mpanjakanay
Fa ianao no masina mandrakizay
Fa ianao no mendrika, mendrika hipetraka eo amin’ny seza fiandrianana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1564
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:44
