VELONA JESOSY (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Velona Jesosy, velona ny tononkira.serasera.org Tompo
Nitsangana izy, mba ho fandresena
Velona Jesosy Tompo tianay
Nandresy ny fahafatesana izy
Ny fasana dia resy tsy nanohita
Fa bobongolo sady foana (Lazao e !!)
Fa velona Jesosy, efa nitsangana izy
Ka jxvg dia mifalia sy mihobia fa olon’afaka
Velona Jesosy, ilay mpamonjy tia
Mba hamerina ahmk indray eozrdxl ao ambalan’ny Ray
Nitsangana izy, mba ho fandresena
Velona Jesosy Tompo tianay
Nandresy ny fahafatesana izy
Ny fasana dia resy tsy nanohita
Fa bobongolo sady foana (Lazao e !!)
Fa velona Jesosy, efa nitsangana izy
Ka jxvg dia mifalia sy mihobia fa olon’afaka
Velona Jesosy, ilay mpamonjy tia
Mba hamerina ahmk indray eozrdxl ao ambalan’ny Ray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1354
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:43
