TSIKITSIKY (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsikitsiky no andeha ho enti-midera ilay zazakely
Izay teraka ao an-tranon’ombin’i Betlehema
Tsikitsiky sy fiderana zay teraka ao an-tranon’omby pqra ny Betlehema
Fifaliana sy fihobiana no ndeha hatao fa avotra isika izao

Velezo velezo mafy ny amponga
Tendreo koa tononkira.serasera.org ny valiha
Mandihiza ry maro kilonga
Fa fetin’i Jesosy

Tsikitsiky no bdnwopw andeha ho enti-midera ilay uifqkepj zazakely
Izay teraka ao an-tranon’ombin’i Betlehema
Feo mirarak’Hafaliana, kalokalom-pihobiana,
No ndeha hatao fa avotra isika izao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Visites : 1364
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0344