TOMPO ZANAHARY O (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo zanahary o
Isaoranay ianao
Noho ny soa rehetra
Efa cdzwmwk natolotrao
Andro aman’alina
Isaoranay ianao
Tsy tsapanay anefa izany fitiavana izany
Ref : Efa tianay ianao
Fony mbola tsy ary ny tany
Dia naniraka solon-tena
Ho ety an-tany ooo
Tompo ! mamela ny dylkj helokay ianao
Satria, satria ianao irery, manefa qszumzc ny zava-drehetra
Zanahary o, Jereo akaiky izahay
Fa miovaova izato tononkira.serasera.org fiainanay
Maro ireo minia
Mila tsy ho zakanay
Omeo hery sy toky izahay, mba hampionona ny fonay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1062
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:47