TANANA KELY (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanana kely iray tpes Tompo masina o
No voafidinao
Ilay tanàna ahatongavanao hanavotanao
Izao tontolo izao
Lay tanan’efa resy tononkira.serasera.org tory, Tsy mba nihevitra anao akory
Nefa ianao indro fa nankao mba pzblics hitondra famonjena
Tao Betlehema tao, Tompo masina o
No voafidinao
Mifohaza ianao mba handray ny Tompo, Betlehema kely o
Fa voninahitrao izao
Ka na bitika sy kely aza ianao, dia mifalia
Fa efa nofidiany mba handray ilay Mesia
Fa efa nofidiana mba iplgn handray ilay Mesia
Betlehema Kely , Ry Betlehema Kely o
O mifohaza ianao , mba handray ny Tomponao
Ka aza resin-tory intsony re, hatramin’izao
Betlehema ,
Tonga ilay mpanavotr’anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 3952
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:41