RY MPANJAKAN'NY MPANJAKA (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpanjakan’ny mpanjaka, manati-tsaotra izahay
Fa mbola novimbininao
Ka tratri’zao Noely izao

Midera, qaaonp Mihobia, fmldapu Mifalia
Fa tonga ny Tompo ka hobio mandrakizay

Ry mpanjakan’ny mpanjaka,
Zay teraka any Betlehema nurps
Onenonao ny fonay izao, ho tena lapanao tokoa

Ry mpanjakan’ny mpanjaka, mahery  ny fitianao
Tsy takatray heverina, fa fitiavan-dalina

Ry mpanjakan’ny mpanjaka, midera anao ‘zahay izao
Ka mba omeo ny herinao, ka entinay tononkira.serasera.org miady izao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Hits : 1148
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:43
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0369