RAHAY ANAKAO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho iaby iaby izaoDia mitohoka manaiky anao
Ny lanitra sy ny tany
Mangovitra mahitaka ny herinao
Ny anjely mitohaka eo an-tonbokao
Rahay anakao, mihira ho anao
Mihira ho anao
Ref : Fa soa ianao Tompo o
Meva ianao
Mitafy voninahitra ianao
Soa ianao
Asanjatso ianao Tompo o, Aja ianao
Hihira haleloia ho anao, soa ianao
Intoy rahay Tompo
Manolo-bata ho anao
Janjino rahay izao
Fa hidera ny anaranao
Ny laza sy voninahitse, ho anao raiky avao
Ny laza sy voninahitse, ho anao raiky avao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 779
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:47