RAHA TSY TEO IANAO JESOA (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsy teo ianao Jesoa, moa mba misy va ho ahy
Ireo fanambinantsoa, toy ny an’ny marobe
Raha tsy teo ianao Jesoa, moa bfqttk mba misy ihany va ?
Famonjena, anjarasoa ho an’ny fanahy
Ref : Ry mpamonjiko
Ry efa teraka tononkira.serasera.org ho grsltkx ahy
Ry mbola velona ho ahy
Ho anao nydera, saotra , Haleloia
Ilay finoako izay tsy ho lo, hivelona ao anatiko
Entiko ho rehareha Jesoa
Raha tsy nisy anao Jesoa, moa mba misy ihany va ?
Reo mivavak’aminao, ireo samy no nanjaka tao
Raha tsy nisy Anao Jesoa ? Vonona ny ratsy re
Handrombaka ny taninay ho sgdvm babony koa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1411
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:44