Omeo fo madio (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Omeo fo madio aho
Entiko maot hanompoana anao
Sy fanetrentena koa
Mba tsy hisy rehareha
Fa ny voninahitrao no aoka hamiratra
Fa ao aminao Jesoa no fiainambaovao
2.Omeo fo sxngqi madio aho
Hanatrika anao Jesoa
Sasao amin'ny ranao soa
Ireo halotoako
Fa tononkira.serasera.org ny voninahitrao no aoka hamiratra
Fa ao aminao Jesoa no fiainambaovao
3.Omeo fo madio aho
Hihira ny anaranao
Tsy hihatsara velatsihy
Hitory ny teninao
Fa ny voninahitrao no aoka hamiratra
Fa ao aminao yqphgio Jesoa no fiainambaovao
Entiko maot hanompoana anao
Sy fanetrentena koa
Mba tsy hisy rehareha
Fa ny voninahitrao no aoka hamiratra
Fa ao aminao Jesoa no fiainambaovao
2.Omeo fo sxngqi madio aho
Hanatrika anao Jesoa
Sasao amin'ny ranao soa
Ireo halotoako
Fa tononkira.serasera.org ny voninahitrao no aoka hamiratra
Fa ao aminao Jesoa no fiainambaovao
3.Omeo fo madio aho
Hihira ny anaranao
Tsy hihatsara velatsihy
Hitory ny teninao
Fa ny voninahitrao no aoka hamiratra
Fa ao aminao yqphgio Jesoa no fiainambaovao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 1964
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 12/10/2014 19:27
