Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY MIARAK'AMINAO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny eo anilanao no tena mamiko
Ry Tompo, Ry Tompo be fitia
Mitantana ny dia izay alehako
Apetra dia apetrak’aminao
Ho eo anilanao ny androm-piainako
Na ino, Fa na inona hanjo dia
Ianao no eo aloha
Ho ldhpxeyq zary ampingako
Ianao no mpiandry ahy
Tsy hanan-tahotr’aho
Masina o
Ry Tompo, ianao no mpiandry ahy
Matoky uizulpj aho izao
Raha hamakivaky onja izahay
Aza dia afoy ity mpanomponao fulg
Raha hisedra tafiotra ny tafiotra,
mila hampitriatra ny ao am-poko ao
Dia tafio ny fanahy tononkira.serasera.org mba hanangoly ahy
Ka hahatsiaro anao
Mba tahio ah ore, hivavaka hoe : Ampio aho izao
Ianao…
Ry Tompo, Ry Tompo be fitia
Mitantana ny dia izay alehako
Apetra dia apetrak’aminao
Ho eo anilanao ny androm-piainako
Na ino, Fa na inona hanjo dia
Ianao no eo aloha
Ho ldhpxeyq zary ampingako
Ianao no mpiandry ahy
Tsy hanan-tahotr’aho
Masina o
Ry Tompo, ianao no mpiandry ahy
Matoky uizulpj aho izao
Raha hamakivaky onja izahay
Aza dia afoy ity mpanomponao fulg
Raha hisedra tafiotra ny tafiotra,
mila hampitriatra ny ao am-poko ao
Dia tafio ny fanahy tononkira.serasera.org mba hanangoly ahy
Ka hahatsiaro anao
Mba tahio ah ore, hivavaka hoe : Ampio aho izao
Ianao…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1016
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:43
