NY AIKO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny aiko, ny saiko, sy izay lalaiko
No omeko anao,
Arahiko hira vao
Ny foko, omeko eidl ny hareko fctb tsy jereko
Omeko am-pitiavana
Ref : Ireo talenta amaro
Sy ireo fiderana maro
Dia vokatry ny foko
Hanandratra anao tononkira.serasera.org
Tsy ho haiko, tsy ekeko
Raha ny feoko tsy omeko
Hidera ny anaranao
Ny vola mandalo, fa izaho tsy himalo
Fa manana mpiaro
Raha udrnj misy fahavalo
Tsaroako am-poko, ilay fitiavany tsy mba foiko
Nataony am-pitiavana
No omeko anao,
Arahiko hira vao
Ny foko, omeko eidl ny hareko fctb tsy jereko
Omeko am-pitiavana
Ref : Ireo talenta amaro
Sy ireo fiderana maro
Dia vokatry ny foko
Hanandratra anao tononkira.serasera.org
Tsy ho haiko, tsy ekeko
Raha ny feoko tsy omeko
Hidera ny anaranao
Ny vola mandalo, fa izaho tsy himalo
Fa manana mpiaro
Raha udrnj misy fahavalo
Tsaroako am-poko, ilay fitiavany tsy mba foiko
Nataony am-pitiavana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1357
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:47
