Jesoa tia ny fanahiko (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa tia ny fanahiko
Tompo soa mpamela heloka
Sy mpanolokolo fo tokoa
Zavatra rehetra eo rhxuj amiko(Jesoa)
Refrain :
Tretrika aho manana anao
Soa mahafa-po tononkira.serasera.org ianao Jesoa
Toky hery bytxhh sy sakaizako
Zavatra rehetra eo amiko(Jesoa)
Fifalian'ny nofo foana moa
Na izay fifalian'ny saiko koa
Na ny rhprme rehak'izao tany izao
Tsy hamoizako anao Jesoa.
Tompo soa mpamela heloka
Sy mpanolokolo fo tokoa
Zavatra rehetra eo rhxuj amiko(Jesoa)
Refrain :
Tretrika aho manana anao
Soa mahafa-po tononkira.serasera.org ianao Jesoa
Toky hery bytxhh sy sakaizako
Zavatra rehetra eo amiko(Jesoa)
Fifalian'ny nofo foana moa
Na izay fifalian'ny saiko koa
Na ny rhprme rehak'izao tany izao
Tsy hamoizako anao Jesoa.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 676
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 09/12/2023 16:43
