INJANY MISY FEO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany misy feo, injany misy feo
Feo miantsoantso an’ny an’efitra hoe
Amboary lalana, eicxysmh amboary lalana
Amboary lalana, Jehovah
Amboary lalana, lalan’i Jehovah, ataovy mahitsy, ny lalan-kalehany

Ny lohasaha tononkira.serasera.org zmqno rehetra hototofana
Ny tendrombohitra sy ny havoana hahetry
Ny meloka hahitsy
Ny meloka hahitsy
Ary ny nofo rehetra
Ary ny nofo
Ahita ny famonjena
Ny famonjen’Andriamanitra vvnbwmkj
Isaoaranay, Haleloia, Isaoranay Andriamanitra
Hoderanay, Aleloia, isaoranay Andriamanitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Hits : 1739
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:42
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0461