IANAO NO ANTSOIKO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no antsoiko
Ianao no antsoiko
Ianao jehovah o
No vatolampiko
Aza manetsi-tady ry vatolampiko
Fa ndrao raha hangina, amiko ianao
Dia ho tahak`izany midina any an-davaka ny fiainako

Mihainoa ny feoko raha mitaraina aho
Raiko o ny tanako asandratro aminao
Ho amin`ny fitoeranao masina
Aza hatao indray mikipaka aho
Amin'ny ratsy fanahy, sy mpanao meloka aho
Fa ireny dia milaza
Fihavanana amin'ny namany
Kanjo ratsy ny ao am-pony
Kanjo ratsy ny ao am-pony
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Vangy : 1245
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 05/11/2014 11:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0728