Asandratray ny feo (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA [FJKM Ziona Famonjena Imerintsiatosika])

https://tononkira.serasera.org/hira/chorale-andonny-lanitra-fjkm-ziona-famonjena-imerintsiatosika/asandratray-ny-feo

Injao manako ao, re ny hiran-danitra
Manainga anao hihira mafy ho an'Andriamanitra
Asandratray re ny feo, ankalazana anao  
Ho anao ny fiderana, sy voninahitra
Fa tsy takatry ny saina ny fahalebiazanao
Haleloia! Htononkira.serasera.orgaleloia!
Lehibe tsy takatray
Haleloia!Haleloia!
Ny fahalebiazanao ry  Ray
Tsy takatry ny saina
Ny fahalebiazanao
Ka raiso, raiso Tompo o
izao fiderana izao

Raha ho avy anie ny Tompo
Am-boninahitra
Arahin'ny anjely
Isika hihira hoe

Injao....

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA [FJKM Ziona Famonjena Imerintsiatosika]
Mpamaky : 909
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : macmac
Tamin'ny : 05/11/2014 10:26:25
ID : 6815

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo