Andeha hilalao (Charly Rakotoarimanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
berhqsf O mitsangàna ry tanora andao handihy
Rotsirotsio moramora koa mifalia
Araho mozika sy valiha izany dihy
O avia hiaraka tvbx hilalao
Ora mamy sarobidy ny andro anio
Rakitra soa ho tadidy koa tadidio
Andro soa sy volamena mamiratra
O avia hiaraka hilalao
Faingàna ry tanora mamy izao ny ora
Andro sarobidy rakitra ho tononkira.serasera.org tadidy
Andro volamena fanaovam-panekena
O avia pnkt hiaraka hilalao
Rotsirotsio moramora koa mifalia
Araho mozika sy valiha izany dihy
O avia hiaraka tvbx hilalao
Ora mamy sarobidy ny andro anio
Rakitra soa ho tadidy koa tadidio
Andro soa sy volamena mamiratra
O avia hiaraka hilalao
Faingàna ry tanora mamy izao ny ora
Andro sarobidy rakitra ho tononkira.serasera.org tadidy
Andro volamena fanaovam-panekena
O avia pnkt hiaraka hilalao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Charly RakotoarimangaVangy : 2176
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2018 12:05
