Andeha hilalao (Charly Rakotoarimanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O mitsangàna ry tanora andao handihy
Rotsirotsio moramora koa mifalia
Araho mozika sy valiha izany dihy
O dubyr avia hiaraka hilalao
Ora mamy sarobidy ny andro anio
Rakitra soa ho tadidy koa tadidio
Andro soa sy neblzlop volamena mamiratra
O avia hiaraka hilalao
Faingàna ry tanora mamy izao ny ora
Andro sarobidy rakitra ho enoadf tadidy
Andro volamena fanaovam-panekena
O avia tononkira.serasera.org hiaraka hilalao
Rotsirotsio moramora koa mifalia
Araho mozika sy valiha izany dihy
O dubyr avia hiaraka hilalao
Ora mamy sarobidy ny andro anio
Rakitra soa ho tadidy koa tadidio
Andro soa sy neblzlop volamena mamiratra
O avia hiaraka hilalao
Faingàna ry tanora mamy izao ny ora
Andro sarobidy rakitra ho enoadf tadidy
Andro volamena fanaovam-panekena
O avia tononkira.serasera.org hiaraka hilalao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Charly RakotoarimangaVisites : 2175
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 26/08/2018 12:05
