Miderà an'Andriamanitra (CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miderà an'Andriamanitra
Eo amin'ny fitoerany masina
Asandrato re ny tononkira.serasera.org hira sy ny feo
Miaraka amin'ireo anjelin'ny Lanitra

Masina, (Masina)
Masina ny Mpanjakanay sy Mpamonjinay
Haleloia, hosana ho an'Andriamanitra

Miderà...hosana ho an' Andriamanitra

(Feo 1-2-3)
Indreto izahay, indreto izahay
Tonga hidera Anao ry Ray
Voninahitra, voninahitra,
No mendrika ho Anao
Fa manerana İzao tontolo izao
Ny fiandriananao

(Feo faha-4)
Indreto izahay
Tonga hidera Anao ry Ray
Voninahitra mendrika gbddkg Anao
Lehibe tokoa ny herinao

Voninahitra voninahitra... Ny sqqhz fiandriananao

Voninahitra, voninahitra,
No mendrika ho gxqvbfc Anao
Voninahitra, voninahitra,
No mendrika ho Anao ... ho Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano)
Vangy : 475
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nasnas
Daty : 01/06/2025 12:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0372