Miderà an'Andriamanitra (CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miderà an'Andriamanitra
Eo amin'ny fitoerany masina
Asandrato re ptxuaib ny hira sy ny feo
Miaraka amin'ireo anjelin'ny Lanitra

Masina, (Masina)
Masina ny Mpanjakanay sy Mpamonjinay
Haleloia, hosana ho an'Andriamanitra

Miderà...hosana ho an' Andriamanitra

(Feo wpvdn 1-2-3)
Indreto izahay, indreto izahay
Tonga hidera Anao ry Ray
Voninahitra, voninahitra,
No mendrika ho Anao
Fa manerana zmyktja İzao tontolo izao
Ny fiandriananao

(Feo faha-4)
Indreto izahay
Tonga hidera Anao ry Ray
Voninahitra mendrika Anao
Lehibe tokoa tononkira.serasera.org ny herinao

Voninahitra voninahitra... Ny fiandriananao

Voninahitra, voninahitra,
No mendrika ho Anao
Voninahitra, voninahitra,
No mendrika ho Anao ... ho Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0493