Inty ilay Zanakao (BOKIN-KIRA FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Inty ilay zanakao nania fa hiverina Aminao
Efa trotraky ny hadalana vao mba nahatsiaro Anao
Mifona e! Mifona xsknyh re!
Ho aiza moa aho
Ref :
Ka manomboka anio aho,
Dia tano fa Anao
Hafoiko hilaozako avokoa
Izao tontolo rehetra tononkira.serasera.org izao
Ireo rydz ditra sy ireo rendrarendra,
Efa ampy shpvqw ahy izay
Ampy izay, Ianao no tiako indray
Ny fahotana efa vitako, nanenenako
Lalana nandratra loatra iny tsy hiverenako
Soa ihany e! soa ihany aho
Fa novonjenao
Inty ilay zanakao nania fa hiverina Aminao
Efa trotraky ny hadalana vao mba nahatsiaro Anao
Mifona e! Mifona xsknyh re!
Ho aiza moa aho
Ref :
Ka manomboka anio aho,
Dia tano fa Anao
Hafoiko hilaozako avokoa
Izao tontolo rehetra tononkira.serasera.org izao
Ireo rydz ditra sy ireo rendrarendra,
Efa ampy shpvqw ahy izay
Ampy izay, Ianao no tiako indray
Ny fahotana efa vitako, nanenenako
Lalana nandratra loatra iny tsy hiverenako
Soa ihany e! soa ihany aho
Fa novonjenao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BOKIN-KIRA FIDERANAVisites : 13809
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 14/04/2016 16:02
