Inty ilay Zanakao (BOKIN-KIRA FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Inty ilay zanakao nania fa hiverina Aminao
Efa trotraky ny hadalana vao mba nahatsiaro Anao
Mifona e! Mifona re!
Ho aiza moa aho

Ref :
Ka tononkira.serasera.org manomboka anio aho,
Dia tano fa Anao
Hafoiko hilaozako avokoa
Izao tontolo rehetra izao
Ireo ditra sy ireo rendrarendra,
Efa ampy ahy izvhmrol izay
Ampy izay, Ianao no tiako indray

Ny fahotana tagoqo efa vitako, nanenenako fwev
Lalana nandratra loatra iny tsy hiverenako
Soa ihany e! soa ihany aho
Fa novonjenao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0434