Faingàna ajoroy ny faneva 0020 (BOKIN-KIRA FIDERANA)

1 Faingana, ajoroy ny faneva
Ry tanoran'i Jerosalema
Faingana areheto ny jiro
Hanazava ny làla-mankao.

Fiv Faingana, Faingana
Faingana, ry namako ô!
Andao e! Andao e!
Hanatona ny Tompo soa.

2 Ny dimy dia adala satria re
Tsy nanomana solika soa,
Nony tonga ilay fampakarana
Dia voahidy ny lala-mankao

3 Ny dimy dia hendry satria re
Efa nanomana solika soa
Tanteraka sy lavorary
Izay rehetra kasainy hatao.
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/bokin-kira-fiderana/faingna-ajoroy-ny-faneva-0020
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : BOKIN-KIRA FIDERANA
Vangy : 412
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 05/11/2020 14:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0696