Kalo takariva (Barijaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iangaviako ianao ry volana ô mahita ny any rpkhweh ho any
Iangaviako ianao sy ny elatrao ny rahona izany
Satriko eny raha ho ekeny
Ny habakabakao sy ny alin'ny tantely hiteny

Manina hono hoe ilay singa-manirery
Mahita hoso-doko manaitra ny foko
Rehefa harivariva ny tononkira.serasera.org andro
Hilentika madiva ny masoandro

Etsy kely ange ho afarako ianao ry volana baliaka
Etsy kely ange ho indramiko anio 'ty endrikao sariaka
Mba hitazanako an'ilay namako
Minitra vitsy monja itkh hanaisotra ity jvlvyocu onja mafonja.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Barijaona
Vangy : 1999
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 23/09/2018 11:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0333