Dina (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho ftyw anao no ikaloiko izao hira izao
Ho fahatsiarovana ny andro tfftoci fahizay
Fony izaho sy ianao nivoady ny ho doria
Tsy ho arahina talaho ho hajaina ilay fitia
Tsaroako tononkira.serasera.org izany teo amoron’ny farihy
Nanatri-tava teo ny andiam-borondia
Nanasa antsika mba hisariaka
Hanamafy ny dinan’ny tiana sy ny tia
Tsy ho fuypc adino irony loka sy fanamby
Niharo tsiky safosafo tambitamby
Nampiana kalo mba tsy himalo
Tsy ho hatakalo ny rendrarendra izay mandalo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BarijaonaVangy : 5969
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/09/2002 19:16