Antananarivo (Barijaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba fantatrao ve ity vohitra ity
Somary ntaolo fa maro mpitia
Hifanontofan'ny olona mandalo
Tia hirahira upcl sy tia kalokalo

Antananarivo hikaloy, havoana mora fantatra
Antananarivo oihxk tsy mba foy, fanao ankamantatra
Analamanga fehizay, dia tena maminay
Tsy lefy io tsy miova hatrizay

Endrey tazano ny hatsaran'ilay Iarivo tsy mba roa
Tarafim-bolana bnptgo any ho any, mahamanina tokoa
Vahiny tononkira.serasera.org ve tsy ho tamana
Rotsirotsin'ilay tanana
Amin-kira ivaiva manakoako takariva

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Barijaona
Hits : 3562
Likes : 0 Like
Created by : harymbola
Date : 07/07/2021 19:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0356