Ampidiro aloha ny tenimiafina
SEDRA (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vsjculbz Mandalo ady sarotra
ny fiainantsika ety
Olana mahamay,
aretina mafy ery
Ao bvurg ny miady saina,
miankavanana, miankavia
Mila ho reraka sy ho kivy , Ianao e
Eto amin'ity tany ity
REFRAIN: ...
Ny zava-drehetra
miara miasa mba hahasoa
Fa aza heverinao hoe
mandao anao ilay Jesoa
Na manankarena ianao na olona ory
Izy tsy mba handao anao
Na hahafoy anao akory
Raha ety an-tany ihany
no antenainao an'i Jesoa
Maty antoka be ianao
no mahantra indrindra koa
Satria isika eto izao
dia mandalo sy mora lo
Tsy lisy mijanona ela,
mpivahiny avokoa
REFRAIN: ...
Koa mitrakà ianao
ry mitanondrika lava
Tsy ho ela intsony tononkira.serasera.org anie
ny rahona hisava
Tano ny finoanao mba ho apinga
Miahy anal hatrany lpqcbxh anie
ilay avo indrindra
ny fiainantsika ety
Olana mahamay,
aretina mafy ery
Ao bvurg ny miady saina,
miankavanana, miankavia
Mila ho reraka sy ho kivy , Ianao e
Eto amin'ity tany ity
REFRAIN: ...
Ny zava-drehetra
miara miasa mba hahasoa
Fa aza heverinao hoe
mandao anao ilay Jesoa
Na manankarena ianao na olona ory
Izy tsy mba handao anao
Na hahafoy anao akory
Raha ety an-tany ihany
no antenainao an'i Jesoa
Maty antoka be ianao
no mahantra indrindra koa
Satria isika eto izao
dia mandalo sy mora lo
Tsy lisy mijanona ela,
mpivahiny avokoa
REFRAIN: ...
Koa mitrakà ianao
ry mitanondrika lava
Tsy ho ela intsony tononkira.serasera.org anie
ny rahona hisava
Tano ny finoanao mba ho apinga
Miahy anal hatrany lpqcbxh anie
ilay avo indrindra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Vangy : 795
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kevin Razafindrakoto
Daty : 14/02/2022 22:28
